Teny iditra | 1 vozonana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Raisina amin' ny vozony Terena hanaiky: Tsy novozonana ianao nanao an' io, ka amin' izany tanteraho hatramin' ny farany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be forced (taken by the neck) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu’on saisit par le cou ; que l’on contraint 6 [1.8] qu'on force (en le tenant par le cou) |
Fototeny | 7 vozona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anovozan, nanovoza, vozonana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |