Teny iditra | 1 Vtra |
Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fanafohezena ny hoe voniNAhitra [3.1] |
Ohatra |
4 Rainikoto 14 vtra O.D.P / Rainitavy 13 vtra D.P.M / Raziva 10 vtra [2.59] 5 Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV vtra, sy Rainimboay XIII vtra, sy Rainizanoa XIII vtra [2.48] |
Voambolana |
6 Teny fanajana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |