Teny iditra y
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly
In recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon; thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only] [1.75]
Fanazavàna teny frantsay L'y n'est employé qu'à la fin des mots [1.20]
 L'y ne s'emploie qu'à la fin des mots [1.104]
 I et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin. [1.103]
Kamban-teny 
Mpanahaka  i ~ abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra Y
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-39 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Yttrium. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14