|
|
|
|

Teny iditra1  zafiafy
Singan-teny  2  zafy, afy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] zanaky ny zafy
5  [1.1] Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] a great-grandchild
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.54] fils de petits-fils ou troisième génération
8  [1.8] arrière petit-enfant
Ohatra  9  Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy. [2.59]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  11  fifiaza, zafiafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21