Teny iditra Zafimbazaha (zafy, vazaha)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Dia tonga àry Andriamampandry, loholona sy mpanandro avy amin'ny Zafimbazaha ao atsimo-atsinanan'Antananarivo, hitsapa toetra azy mirahalahy. [Rahajarizafy: Kabary, takila 14]
Teny nalaina 

2015/04/30