|
|
|
|

Teny iditra1  Zafimbazaha
Singan-teny  2  zafy, vazaha
Sokajin-teny  3  anaram-poko
Ohatra  4  Dia tonga àry Andriamampandry, loholona sy mpanandro avy amin'ny zafimbazaha ao atsimo-atsinanan'Antananarivo, hitsapa toetra azy mirahalahy. [2.298]
Voambolana  5  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07