Teny iditra | 1 zafimpaladia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina 4 [1.62] taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3][zafim-paladia] la sixième génération 6 [1.5][zafim-paladia] descendants à la sixième génération 7 [1.54] sixième génération |
Ohatra |
8 [2.5] Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? |
Voambolana |
9 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 10 zafy, faladia |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |