Teny iditra zafin-dohalika (zafy, lohalika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay la quatrième génération [Abinal 1888]
 [ zafindohalika ] quatrième génération [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Ohatra Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [SeFaFi ]

2015/10/27