Teny iditra zafitsitorana > zafy tsy torana
Singan-teny zafy ; tsy ; torana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415]
 [ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54]
Voambolana