Teny iditra | 1 zafy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names 5 [1.7] a grandchild |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] petit-fils, petite-fille 7 [1.3] Petits-fils, petites-filles, descendants 8 [1.8] petit-enfant |
Ohatra |
9 Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48] |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny zafy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |