Teny iditra zafy mafy (zafy, mafy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra zafy tsy torana

2016/02/29