|
|
|
|

Teny iditra1  zafy mafy
Singan-teny  2  zafy, mafy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7  zafy tsy torana

Fivaditsoratra  8  fifiazam, zafy mafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21