|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  zaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko
4  Fanaovana izay hahitana, fitadiavana
5  Fandinihana
6  Fitsapana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  Action de regarder, de considérer [1.3, 1.5]
8  Action d’aller à la recherche ; fig. de sonder, d’éprouver, d’expérimenter [1.3]
9  action de chercher [1.5]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-poko 

Teny iditra (2/4)17  zaha
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  zarana (antsy, angady, ets..) [Taisaka] [1.78]
20  zara, zarany (antsy, ets.) [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  21  zahany
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)23  zaha
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  baobaby [Tanosy] [1.78]
26  karazan-kazo vaventibe miendrika tavoahangy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  27  baobab [1.13]
28  voir za [1.5]
Voambolana  29  Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  30  adansonia, baobaba, bozy, reniala, za

Teny iditra (4/4)31  zaha
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33  (probablement de zahana : qu'on éprouve, qu'on expérimente). Nom donné par les piroguiers vezo aux perches employées pour la propulsion des pirogues (encore appelées tehembato). Par extension, nom donné aux arbres qui fournissent de telles perches. Notamment : Grewia microcyclea (Burret) Capuron & Mabb. (Malvaceae) ; Stadmannia oppositifolia Lam. et sa variété Stadmannia oppositifolia var. grevei (Danguy & Choux) Capuron (Sapindaceae). [Sakalava] [1.196]
34  [Mahafaly]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38  haza, zaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20