Teny iditra | zairina (zaitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be sewed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on coud [1.8] | ||||||||
Ohatra | Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zairina io | ||||||||
Fivaditsoratra | rainazy, zairina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |