| Teny iditra | 1 zana-bola |
| Singan-teny | 2 zanaka, 3 vola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 interest on money lent out
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 intérêt de l'argent prété
[1.8] 8 intérêt [1.13] |
| Ohatra |
9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho.
[1.384#]
10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|