|
|
|
|

Teny iditra1  zana-bola
Singan-teny  2  zanaka, vola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] interest on money lent out
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] intérêt de l'argent prété
7  [1.13] intérêt
Ohatra  8  Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. [1.384#]
9  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#]
Voambolana  10  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  12  Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07