Teny iditra | zanadrano (zanaka, rano) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | sampan'ny renirano [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | affluent [SLP 1986] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny mitovy hevitra | sakelidrano | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |