Teny iditra | sakelidrano (helika, rano) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano [Rajemisa 1985] | |
sampan'ny renirano [SLP 1986] | ||
Fandikana anglisy | [ sakelin-drano ] the junction of two streams [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | [ sakelin-drano ] confluent de deux cours d'eau [Hallanger 1974] | |
affluent [SLP 1986] | ||
Teny mitovy hevitra | zanadrano | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sakelidrano io | |
Sary |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |