Teny iditra | 1 zanak' anabavy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.54] neveu, nièce |
Ohatra |
4 [1.406#] Ary nanana zanakanabavy hono Rasoabemanana, Rasoamananivo no anaran' ilay zanakanabavin-dRasoabemanana |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 6 zanaka, anabavy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |