Teny iditra | 1 zanakazo |
Singan-teny | 2 zanaka, hazo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 (zana-kazo) young plants; the small pieces of wood used in building the sides of the wooden houses called trano kotona. Any long four-sided piece of timber cut from a young tree 5 In the provinces it also means small round poles used in house building, or the round posts in the frame-work of a Sakalava house. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 jeune plante, plant [1.13] |
Ohatra |
7 Nizara zanakazo tamin' ny olona ny lehiben' ny ala ary samy namboly ny azy avokoa. [2.332#] 8 Fa ny mpanao toy ny zanakazo jinjana hariva : raha tsy malazon' ny andro aza, matisasaky ny alina. [1.316#] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |