Teny iditra | zana-tsipìka (zanaka, pika) | ||||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||||
Famaritana malagasy | hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | an arrow [Richardson 1885] | ||||
Fandikana frantsay | flèche, trait [Abinal 1888] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |