|
|
|
|

Teny iditra1  zana-tsipìka
Singan-teny  2  zanaka, tsipika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] an arrow
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] flèche, trait
Ohatra  7  Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
8  Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07