Teny iditra | 1 zara hasim-pototra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray [1.13.mg#232] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Méridien d'origine [1.13.fr#232] |
Tovy hevitra | 6 zara hasim-piaingana, zara hasim-pialana |
Singan-teny | 7 zara, hasina, fototra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |