|
|
|
|

Teny iditra1  zarao
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana zaraina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] zarao fito ireto mpianatra ireto
4  [1.1] zarao efatra ity paoma ity
Fototeny  5  zara

Fivaditsoratra  6  aroza, azora, zaora, zarao

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19