|
|
|
|

Teny iditra1  zaraina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena
Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo
Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto
Didiana: Zarao efatra ity paoma ity
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be distributed, to be divided
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on partage, qu'on divise
6  [1.13] dividende
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa
Fototeny  8  zara
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny zaraina io

Fivaditsoratra  16  azarina, izarana, razanay, zairana, zaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21