|
|
|
|

Teny iditra1  za-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] mahazaka ny toe-tany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] acclimaté
Ohatra  5  [1.3#869] Tsy mbola za-tany izy (Il n'est pas encore accoutumé au pays, il n'est pas encore acclimaté
Singan-teny  6  zatra, tany

Fivaditsoratra  7  taizan, tazani, tazany, za-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21