|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zatovo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy manambady: Zatovolahy, zatovovavy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a youth
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jeune personne
Fototeny  6  tovo
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny zatovo io

Teny iditra (2/2)14  zatovo
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Taisaka] tsara, soa
tsara tarehy (lehilahy)

Fivaditsoratra  17  tovoza, zatovo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21