Teny iditra | 1 zatovolahy |
Singan-teny | 2 zatovo, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a young man |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#869, 1.8] jeune homme 6 [1.3#869] jeune garçon |
Ohatra |
7 zatovolahy teo amin' ny fito ambin' ny folo taona teo ho eo aho tamin' izay. [2.643] 8 Indro zatovolahy anankiray tsotra, nanetry tena, nefa mahay tenim-pirenena fito. [2.356] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25 |