|
|
|
|

Teny iditra1  zatovovavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] a young woman
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] jeune fille
Ohatra  5  [2.356] Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady.
6  [2.643] Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a?
Singan-teny  7  zatovo, vavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07