|
|
|
|

Teny iditra1  zatovovavy
Singan-teny  2  zatovo, vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a young woman
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jeune fille
Ohatra  6  Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
7  Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25