Teny iditra | 1 zavamiaina |
Singan-teny | 2 zavatra, miaina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] être vivant, organisme |
Ohatra |
6 dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#] |
Voambolana |
7 Haiaina |
Tovy hevitra | 8 zavamananaina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |