Teny iditra | zavamananaina (zavatra, anana, aina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ zava-mananaina ] a living thing, an animal [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | [ zava-mananaina ] être vivant; animal [Hallanger 1974] | |
Teny mitovy hevitra | zavamiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |