Teny iditra | 1 zaza amim-behivavy |
Singan-teny | 2 zaza, amy, vevihavy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436 [1.436] 5 ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany [1.437] 6 Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy [2.588#95] 7 Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy. [2.587] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/19 |