|
|
|
|

Teny iditra1  zazalava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay
Singan-teny  4  zaza, lava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07