|
|
|
|

Teny iditra1  zenizeny
Fototeny  2  zeny
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Botribotry, fohy mibotetateta
5  [1.69#1153] bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta
Ohatra  6  Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana. [2.4]
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21