Teny iditra (1/2) | 1 zeny |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) 4 [1.62#1153] botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: boZEny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] dwarfish |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#871, 1.8, 1.5#347] rabougri 7 [1.3#871] nain; chétif |
Ohatra |
8 Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150] 9 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 zeny |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.7] dwarf |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.8, 1.5#347] nain |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/16 |