|
|
|
|

Teny iditra1  zerana
Fototeny  2  zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako
Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra
Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  azeran, nareza, nazera, zerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21