Teny iditra | 1 zezika |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany famelezana amim-bono, fikapohana mafy be dia be, izaitratra 4 [1.13] zaka ampiasaina hahalonaka ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] manure, fertilizer |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3.fr#872, 1.8, 1.13] engrais 7 [1.3#872, 1.8] fumier 8 [1.3#872] nombreux |
Ohatra |
9 Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117] 10 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1] 11 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470] 12 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69] |
Voambolana |
13 Toe-karena: fambolena |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Fivaditsoratra | 23 azezik, zezika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |