Teny iditra | zinohy (zohy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a suivi, accompagné [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voazohy | ||||||
Fivaditsoratra | hizino, zinohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |