Teny iditra | 1 z' inona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
for tsinona 5 [1.2] abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3][zinona] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) [zinona] comme tsinontsinona |
Ohatra |
7 [2.472#] zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena! |
Singan-teny | 8 izay, inona |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 10 azon' ny, nazony, niozan, nozany, z' inona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |