Teny iditra | 1 zipo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a skirt |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] jupe |
Ohatra |
6 [2.59#] ary zipo roa no nampombaina azy. 7 [2.499#] Tsy ampy hivi-dianana zipo tapaka akory! |
Voambolana |
8 Toe-karena: zaitra |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 zipojobolava, zipokopaka, zipotapaka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 pizo, zipo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |