|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ziva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana
Ohatra  4  Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Anarana :

Teny iditra (2/2)7  ziva
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] kirihitr' ala
Voambolana  10  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  11  vazy, zavy, ziva

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08