|
|
|
|

Teny iditra1  zodrefy
Singan-teny  2  zotra, refy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fomba famaritana ny fangitry ny teboka maromaro avy amin'ny fampitampitan-drefy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  cheminement [1.13]
Voambolana  6  Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  7  taridrefy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05