Teny iditra | 1 zoky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an elder brother or sister; a senior |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.54, 1.8] aîné 6 [1.3] plus âgé meilleur, supérieur, plus important |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 zandry |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny zoky io |
Teny nalaina | 24 Soratra misy io teny zoky io |
Fivaditsoratra | 25 kizo, kozy, zoky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |