Teny iditra | j | ||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3] | ||
Anaran' olona |
| ||
Mpanahaka | abidỳ | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
Lahatsoratra | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03 |