|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  añe
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  any: Ane Mahaditra ro misy aze (Any Mahaditra no misy azy) [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/3)6  âne
Sokajin-teny  7  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  8  ampondra [1.66]
9  aponja [1.68]
Voambolana  10  Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)11  âne
Sokajin-teny  12  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  13  adaladala, olona donto saina [1.9]

Fivaditsoratra  14  añe, ena, eña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31