Teny iditra |
ankadilanana
|
Singan-teny | hadilanana |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A neck of land joining two hills [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]
|
| Col [1.5]
|
Ohatra | hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity!
[2.270]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Ankadilanana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Quartier de la vieille ville haute de Antananarivo
[3.1]
|
Ohatra | Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' Ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io.
[2.285]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -19, 47.5
|
|