Teny iditra | domiverina | |
Singan-teny | dona ; miverina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Choc en retour [1.3] | |
Contre-coup [1.13] | ||
Zanakanarana | ||
Teny iditra | Domiverina | |
Singan-teny | domiverina | |
Sokajin-teny | anarana (teatira) | |
Fanazavàna teny frantsay | Opérette de 1939 [1.59] | |
Mpanoratra | Rajaonson Charles, 1939 | |
Voambolana | Haisoratra: teatira | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22 |