Teny iditra (1/3) | 1 f~ |
Sokajin-teny | 2 tovona |
Teny iditra (2/3) | 3 f |
Sokajin-teny | 4 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny abidia |
Lahatsoratra |
9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (3/3) | 11 F |
Sokajin-teny | 12 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 Fluorine [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Fluor [3.1] |
Voambolana |
16 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |