|
|
|
|

Teny iditra1  hatsia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] anaram-bolana iray amin'ny Betsimisaraka manomboka mitselitra sy mikotroka ny andro, anaram-bolana voalohany amin'ny taona
Voambolana  4  Fotoana

Fivaditsoratra  5  ahatsi, ahitsa, atsiha, hatsia, hisata

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21